txy_2sa_text_udb/23/11.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 11Nagnarakaraky anazy i Sama zanaky lahin'i Age, ilay Hararita. Nara-niangona teo amin'izay nisy tani-vagnemba gny filistina, dra gny tafiky nandososy anazy ireo. \v 12Fa i Sama koa nisanga teo agnevon'ny saha dra niaro izay. Nivony gny filistina, dra ninday fandresena lahibe Yaveh.