1 line
576 B
Plaintext
1 line
576 B
Plaintext
\v 15Boak'eo reo Filistina nialy tamin'Israely ndraiky. Noho izay dra nizoso niaraky tamigny tafiny i Davida dra nialy nohisy an'ireo Filistina. Reraky gny aly i Davida. \v 16Jisbibenoba, taranaky gny Refaita, ze nilaza telozato sekely gny lefony varahy, dra ze nana sabasy fitova felia vaovao, dra nikasa hamono an'i Davida. \v 17Kanefa Abisay zanak'i Zeroia nagnavosy an'i Davida, nanafiky gny Filistina, dra namono anazy. Avy reo lelahyin'i Davida niania taminazy, nanao anizahoky ho: "Sy tokony handeha hialy hiaraky aminay sasy hanao, ba sy hamonoanao gny ziron'Israely." |