1 line
442 B
Plaintext
1 line
442 B
Plaintext
\v 10Boak'eo Rizpa, zanakapelan'i Aia, nangalaky lamba fandala dra namelasy anizay ho anigny vatany teo amigny tendrombohisy agnilan'ireo vata-mangasiaky, hatramigny fiatombohanigny fiziza dra hatramigny nilasahanigny ora teo amin'ereo boak'agny an-dagnisy. Sy nangany hagnakorota reo raza gny voronigny lagnisy gny atoandro na reo bibidia gny hariva. \v 11Zinaka tamin'i Davida ze nataon'i Rizpa, zanakapelan'i Aia, gny valy andevon'i Saoly. |