1 line
426 B
Plaintext
1 line
426 B
Plaintext
\v 3Hoy gny pazaka ho: "Eza ra gny zafy lahinigny toponao?" Namaly gny pazaka i Ziba: "Ingo, nizano tagny Jerosalema izy, fa hoy izy ho: 'Amizao dra haherigny akohonan'Israely aminahy gny fazakanigny rako."' \v 4Dra nizaka tamin'i Ziba gny pazaka ho: "Ingo, ze an'i Mefiboseta aby dra lasanao amizao." Namaly i Ziba ho: "Miondriky a-panetre-tegna eo agnatrehanao zaho, ry pazaka, topoko. Aoky hahita sitraky eo amasonao zaho." |