1 line
567 B
Plaintext
1 line
567 B
Plaintext
\v 11 Hoy Yaveh ho: 'Ingo, hananga loza hanohisy anao boak'ao amigny akohonanao avo zaho. Eo anoloanigny masonao avo, gny hangalako reo valinao dra hagnomezako anereo ho anigny namanao, dra hindray handry apalalaha amireo valinao amigny atondrobenagnahary izy. \v 12Fa nanota niafy hanao, saiky hataoky eo agnatrehan'Israely aby hataoko eo agnatrehan'Israely aby zay raha zay, amigny tondroben'agnahary."' \v 13Dra hoy i Davida tamin'i Natana ho: "Nanota tamin'i Yaveh zaho." Namaly an'i Davida i Natana ho: "Yaveh avo koa fa nagnenga gny fahotanao. Sy ho vono hanao. |