1 line
438 B
Plaintext
1 line
438 B
Plaintext
\v 4Boak'eo avy ireo lelahy avy angy zoda ary nangosotsy an'i davida ho pajaka eo amigny havan 'i joda. Hy izy reo tamin'i Davida hoe:" Ireo olon'i jebesigileada no nandevina an'i Saoly." \v 5Noho izany dra nangiraky pinday hafatsy ho any amin'ireo olon'i jabesi-gileada i Davida ary nirehky tamin'izireo hoe:"Tahiny. yaveh handrareo, satria handrareo dra napiboaky izany tsy fivalihana izany tamin'i Saoly topondrareo vo nandenin'anazy. |