txy_2sa_text_udb/04/04.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 4Dra Jonatana, zanadahin'i Saoly, dra nana zanadahy malemy tomboky. Dimy tao izy gny fa avy tao Jezirela gny vaovao momban'i Saoly vo i Jonatana. Nandesinigny piteza anazy ba hienga izy. Kanefa raha nihazakazaky igny izy, dra nezera gny zanak'i Jonatana. dra lasa malemy. Mefiboseta gny agnarany.