\v 30Fa noho hanao dra afaky mihazakazaky mihoasy gny saka zaho; noho gny zagnahariko dra afaky mandinga rindry zaho. \v 31Raha gny amin'Agnahary, tateraky gny lalany. Malio gny zakan'i Yaveh. Izy dra ferova ho anireo ze mialoky eo aminazy.