txy_2sa_text_udb/21/20.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 20Dra tamigny aly hafa tao Gata dra nisy lelahy lahibe nana rasatagna enina isaky gny tagnany dra rasatomboky isika gny tomboky, efasy amby ropolo gny isany. Boak'amigny taranaky Refaita avo koa izy. \v 21Gny fa nagneso an'Israely izy, dra nivonan'i Jonatana zanadahin'i Simea, rahahin'i Davida. \v 22Reo gny taranaky Refaita tao Gata, dra nivononigny tagnan'i Davida vo gny tagnan'ireo maramilany izy.