txy_2sa_text_udb/14/23.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 23Dra nisanga i Joaba, dra nagnagny Gesora, dra ninday an'i Absaloma nihery tagny Jerosalema. \v 24Hoy gny pazaka ho: ''Aoka izuy hihery agny atragno, fa ka atao mahita gny tavako.'' Noho izay dra nihery tagny atragno manokana i Absaloma, fa sy nahita gny tavan'ny pazaka.