1 line
310 B
Plaintext
1 line
310 B
Plaintext
\v 4Dra nandefa pinday hafasy i Davida dra nangalaky anazy; dra avy tagny aminazy izy, dra nindray nandry taminazy izy (akory vo avy nagnalio vata tamigny fadim-bola izy). Boak'eo dra nihery tagny atragnony izy. \v 5Navesasy gny apela igny, dra napagniraky vo nizaka an'i Davida izy; hoy izy ho: "Bevoka zaho." |