txy_2sa_text_udb/14/30.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 30Dra hoy i Absaloma tamireo panopony ho: "Ingo, eo agnilan'ny anahy gny tanimbarin'i Joaba, dra manana vary Hordea ao izy. Mandehana dra aroy izay.'' Dra noroan'ireo panopon'i Absaloma ilay tanimbary. \v 31Avy eo dra nisanga i Joaba dra nagnagny amin'i Absaloma tagny atragno, dra nanao taminazy ho: ''Nanaoakory gny noroan'ireo panoponao gny tanimbariko?''