txy_2sa_text_udb/23/22.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 22Benaia zanaky ;ahin'i Joiada gny nanao izay asa lahibe izay, dra nakalaza nindray tamin'ireo telo lahy mahery izy. \v 23Nalaza noho ireo maramila telopolo izy amigny ankapobeny, kanefa sy dra tena nalaza manahaky ireo maramila telo sangany indrindra. Nefa i Davida nampandrekisy anazy ho piamby anazy.