txy_2sa_text_udb/23/03.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 3Nizaka gny Zagnaharidr'Israely, nizaka taminahy ilay vatolapin'Israely ho: ''Ilay manapaky gny olo amigny fahamarigna, ilay manapaky amigny fahatahora an'i Zagnahary. \v 4Izy dra ho manahaky gny fahazavan'ny maraina aby miposaky gny masoandro, maraindray sy misy raho, gny misimoky avy amigny tany gny ahi-meso amigny alalan'ny famirapiratan'ny masoandro afaran'ny ora.