txy_2sa_text_udb/22/44.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 44Fa namozy anahy tamigny fifandiran'ireo vahoakoavo koa hanao. Fa nitananao ho lohan'ireo firenena zaho. Gny vahoaky ze sy fataso dra manopo anahy. \v 45Nitere hekohoky taminahy reo vahiny. Vatany vo nahare gny momba anay ereo, dra nakato anahy. \v 46Reo vahiny dra noboaky apatahora tao amigny ferova mafin'ereo.