txy_2sa_text_udb/15/30.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 30Fa niakasy sy nikiraro vo nitomagny nagnagny amigny tendrombohis'Oliva i Davida, dra nisaro gny lohany. Gny olon'aby teo amigny vahoaky niaraky taminazy apitomagnia tegny apandehana ereo. \v 31Nisy olo nizaka tamin'i Davida nanao anizahoky ho: "Isan'ireo pikonokono miaraky amin'i Absaloma i Ahitofela." Ko nivavaky i Davida ho: "Yaveh o, avaliho ho fahadala re gny torohehevis'i Ahitofela."