txy_2sa_text_udb/02/28.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 28Dra nisioky gny anjomara i Joaba, dra nizano gny olony aby dra sy nagneziky gny Israely sasay, na nialy ereo. \v 29Nandrisy anizay hariva zay dra nandeha namakivaky an'i Araba i Abnera vo gny olony. Nisaky an'i Jordana ereo, nandeha nandrisy gny maraindray totolo, dra avy tao Mahanaima.