txy_2sa_text_udb/12/26.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 26Dra Joaba dra nialy tamin'i Raba, gny tananigny pazakanigny vahoakin'i Amona, dra babony gny ferova fatrasy. \v 27Noho zay dra nandefa pinday hafasy ho agny amin'i Davida i Joaba dra nizaka ho: "Nialy tamin'i Raba zaho, dra nalako gny famasian-dranonigny tana. \v 28Amizao dra avorio miaraky reo agnabonigny tafikao dra mitoby hanohisy gny tana dra alao zay, akory raha alako gny tana, dra hinday gny agnarako zay.