1 line
404 B
Plaintext
1 line
404 B
Plaintext
\v 12Dra hoy i Davida tamin'i Oria ho: "Mizanogna eto heky aloha andrany, fa maraindray hanao hangako handeha." Dra nizano tao Jerosalema tamin'io andro io vo gny maray i Oria. \v 13Gny fa niaso anazy i Davida, dra nihina vo nino teo agnatrehany izy, dra nomamon'i Davida izy. Gny hariva i Oria dra niboaky ba handry miaraky amireo panoponigny topony eo apandriany; sy nandeha nizoso tagny atragnony izy. |