txy_2sa_text_udb/01/03.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 3Hoy i Davida taminazy ho: "Boak'eza hanao?" Namaly izy ho: "Nienga boak'agny amigny tobin'Israely zaho." \v 4Hoy Davida taminazy ho: "Zakao anahy re gny fisehoanize raha zehoky." Namaly izy ho: "Nienga tamigny aly reo vahoaky. Maro gny lavo maro gny maty. Saoly vo i Jonatana zanadahiny koa dra maty." \v 5Hoy Davida tamigny tovolahy ho: "Ino gny ahafatarandrareo fa maty i Saoly vo i Jonatana zanany?"