1 line
471 B
Plaintext
1 line
471 B
Plaintext
\v 3Ko avy tagny amigny pazaka tagny Hebrona reo loholon'Israely aby, dra i Davida pazaka nanao fagneke tamin'ereo teo agnatrehan'i Yaveh. \v 4Nagnososy an'i Davida ho pazaka teo amin'Israely ereo. Telopolo tao i Davida gny nanomboky nazaka, dra nazaka nandrisy gny efapolo tao izy. \v 5Tagny Hebrona dra nazaka teo amin'i Joda nandrisy gny fito tao sy enim-bola izy, dra tagny Jerosalema dra nazaka nandrisy gny telo amby telopolo tao teo amin'Israely vo i Joda aby izy. |