txy_2sa_text_udb/02/14.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 14Hoy Abnera tamin'i Joaba ho: "Aoky hisanga vo hifanina eo anoloasika reo tovolahy." Dra hoy Joaba ho: "Aoky hisanga ereo." \v 15Dra nisanga vo nindray nivory reo tovolahy, ro ambiny folo boa'amin'i Benjamina vo Isboseta zanak'i Saoly, dra ro ambiny folo boak'amireo panopon'i Davida.