txy_2sa_text_udb/02/12.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 12Abnera zanadahin'i Nera, dra reo panopon'Isboseta zanadahin'i Saoly, dra niala tao Mahanaima ho agny Gibeona. \v 13Dra Joaba zanadahin'i Zeroia vo reo panopon'i Davida dra niboaky vo nihao tamin'ereo teo amigny farihin'i Gibeona. Tegny ereo nipetraky, gny vondro raiky teo agnilanigny farihy dra gny vondro raiky hafa teo angagniny.