1 line
520 B
Plaintext
1 line
520 B
Plaintext
\v 17Dra nagnaton'anazy i Joaba, hoy gny apela igny ho: "Hanao ra gny Joaba?" Dra namaly izy ho: "Izaho gny izy." Dra hoy izy taminazy ho: "Tenoy gny zakanigny panoponao." Dra namaly izy ho: "Miteno zaho." \v 18Dra hoy izy ho: "Fizakan'ireo taloha gny ho: 'Mitaliava havisy agny amin'i Abela,' dra izay hevisy zay gny hapisahasy gny olo. \v 19Izahay dra tana raiky amireo ze tena milamy vo matoky indrindra eto Israely. Mikasa hamotiky tana raiky ze reny eto Israely hanao. Nagnino hanao gny tehihina gny lovan'i Yaveh?" |