1 line
354 B
Plaintext
1 line
354 B
Plaintext
\v 37Fa i Absaloma nienga dra nagnagny amin'i Talmay, zanadahin'i Amihoda, gny pazakan'i Gesora. Nandala gny zanany isan'andro i Davida. \v 38Noho izay i Absaloma dra nienga dra nagnagny Gesora, ze nitoerany telo tao. \v 39Fa gny sain'i Davida pazaka nagniry hiboaky hagnety an'i Absaloma, fa nionona mahakasiky gny amin'i Amnona vo gny fahafatesany izy. |