txy_2sa_text_udb/13/18.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 18Dra naboakin'ny panopony tany ivelany izay dra nihiliny gny vatrangara aby tafaboaky izy. Nitafy akazo lava voaravaky soa i Tamara satria ireo zanaky vavin'ny pazaka izay viriziny dra niakazo manahaky izay. \v 19Nasian'i Tamara lavenoky teo amigny lohany dra nitriatiny gny akazony. Nitatao gny tagnany tamigny lohany izy dra nandeha, nitomagny fatrasy tegny am-pandehana.