txy_2sa_text_udb/05/22.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 22Boak'eo dra niakasy ndraiky reo Filistina dra niparitaky fagnindrony tegny an-Dohasakan'i Refaima. \v 23Ko dra nitalia vozy tamin'i Yaveh ndariky i Davida, dra hoy Yaveh taminazy ho: "Ka manafiky gny manoloan'anereo hanao, fa hiodidigno boak'ao afarany ereo dra magnaton'anazy reo boak'eo amireo hazo balsama.