1 line
313 B
Plaintext
1 line
313 B
Plaintext
\v 1Boak'eo gny fokon'Israely aby nagnagny amin'i Davida tagny Hebrona dra nizaka ho: "Ingo, nofo vo tolanao zahay. \v 2Vo sy ela akory, fony nazaka teo amisika i Saoly, dra hanao gny nitariky gny tafiky Israelita. Yaveh nizaka taminao ho: 'Hinday an'Israely vahoako hanao, dra ho lasa panapaky eo Amin'Israely."' |