txy_2sa_text_udb/08/03.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 3Ko dra resin'i Davida i Hadadezera zanak'i Rehoba, gny pazakan'i Zoba, raha lasa napoly gny fazakany teo amoronigny Ony Eofrata i Hedadezera. \v 4Nambabo kalesy 1,700 vo maramila atomboky ro aliny boak'amigny Davida. Notraingon'i Davida avokoa gny kalesi-sovala aby, fa nanoka ze tokony ho apy gny kalesy zato tamin'ereo izy.