1 line
481 B
Plaintext
1 line
481 B
Plaintext
\v 37Ko takasy gny olo vo gny Israely aby tamizay andro zay fa sy fagnirianigny pazaka gny hamono an'i Abnera zanadahin'i Nera. \v 38Hoy gny pazaka tamireo panopony ho: "Sy fatandrareo ra fa andria vo olon'dehibe gny lavo agny Israely androany? \v 39Fa osa zaho amizao, na dre pazaka voahososy aza zaho. Reo lelahy reo, reo zanadahin'i Zeroia, dra nahery setra loasy taminahy. Hamaly gny panao rasy anie Yaveh amigny fagnasazia anazy gny amigny faharasia, araky ze mendriky anazy." |