txy_2sa_text_udb/03/22.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 22DRa avy agny am-panafiha gny maramilan'i Davida vo Joaba dra ninday babo maro nindray tamin'izy ireo. Kanefa Abnera dra sy nindray tamin'i Davida tagny Hebrona. Fa nandefa anazy Davida, dra niala tam-piadagna Abnera. \v 23Gny avy Joaba vo ireo tafiky aby nindray taminazy, dra hoy izy ireo tamin'i Joaba ho: ''Avy teto amigny pazaka i Abnera zanak'i Nera, dra nalefan'ny pazaka izy, dra niala tam-piadagna i Abnera.''