1 line
423 B
Plaintext
1 line
423 B
Plaintext
\v 18Boak'eo dra avy teo amin'i Davida tamin'io andro io i Gada dra nizaka taminazy ho: "Mekara dra mamboara alitara ho an'i Yaveh eo apamoloan'i Araona gny Jebosita." \v 19Dra niakasy araky ze nandidian'i Gada anazy hataony Davida, araky ze nandidian'i Yaveh. \v 20Nagnety tagny ivelany Araona dra nahita gny pazaka vo reo ponopony nagnato. Dra niboaky i Araona dra napekohaky gny tavany teo amigny tany teo amigny pazaka. |