txy_2sa_text_udb/06/16.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 16Dra gny fa avy tao atagnan'i Davida gny fiaran'i Yaveh, dra nitaza teo am-batrangarakely i Mikala, zanakapelan'i Saoly. Nahita an'i Davida pazaka nidikodikosy vo nisizaky teo agnatrehan'i Yaveh izy. Boak'eo dra nanao sinosino anazy tao apony izy. \v 17Napidirin'ereo gny fiaran'i Yaveh dra natobiny teo amigny toerany zay, teo agnevonigny lay ze fa naboarin'i Davida ho an'izay. Boak'eo i Davida nanolosy fanatisy oroa vo fagnati-pihava teo agnatrehan'i Yaveh.