txy_2sa_text_udb/06/10.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 10Ko sy nagniry gny hinday gny fiaran'Agnahary niaraky taminazy ho ao amigny tanan'i Davida izy. Fa koa, nanalaminy tao atragnon'i Obed-edoma gny Gitita zay. \v 11Nizano tao atragnon'i Odeb-edoma gny Gitita nandrisy gny telo vola gny fiaran'i Yaveh. Noho zay dra nitahin'i Yaveh izy vo gny akohonany aby.