txy_2sa_text_udb/24/13.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 13Dra nagnagny amin'i Davida i Gada dra nizaka taminazy ho: "Mosary telo tao ra gny ho avy aminao ao amigny taninao? Sa hienga telo vola reo fahavalonao ra hanao raha magneziky anao ereo? Sa hisy areti-mandringa telo andro ao amigny taninao? Amizao manapaha hevisy gny amizay valiny vatany haviliko Anazy gny nagniraky anahy." \v 14Dra hoy i Davida tamin'i Gada ho: "Ao agnaty fikorotagna tateraky zaho. Aoky isika ho lavo eo agnatrehan'i Yaveh manahaky ze eo atagnanigny olo, akory tena lahibe gny famindra-pony.