txy_2sa_text_udb/05/19.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 19Dra nila vozy tamin'i Yaveh i Davida. Hoy izy ho: "Tokony hanafiky reo Filistina ra zaho? Hagnome fandresena amin'ereo ra Hanao?" Hoy Yaveh tamin'i Davida ho: "Manafiha, fa hagnome fandresena hondrareo eo aminreo Filistina vatany Zaho." \v 20Ko nanafiky tao Bala-Perezima i Davida, dra tao gny nandreseny anereo. Naneho hevisy izy ho: "Nisafoaky tamireo fahavaloko teo agnatrehako manahaky gny fisafiakigny safo-drano i Yaveh." Ko lasa Bala-perazima gny agnaranizay toera zay. \v 21Nangan'ireo Filistina teo gny sapin'ereo, dra nandesin'i Davida vo reo lelahiny lavisy reo.