\v 10Efapolo tao Isboseta zanadahin'i Saoly gny nanomboky nazaka teo amin'Israely, dra nazaka nandrisy gny ro tao izy. Fa nagnaraky an'i Davida gny fokon'i Joda. \v 11Fito tao sy enim-bola gny fotoa nazakan'i Davida tamigny fokon'i Joda tao Hebrona.