txy_2sa_text_udb/11/14.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 14Dra nony maray dra nanorasy taratasy ho an'i Joaba i Davida, dra nandefa anizay tamigny alalanigny tagnan'i Oria. \v 15Davida nanorasy tao amigny taratasy nizaka ho: "Apetraho eo anoloanigny aly fatrasy indrindra i Oria, dra mela eo aminazy boak'eo, ba mety ho voavely vo voavono izy."