txy_2sa_text_udb/04/01.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 1Gny fa ren'Isboseta, zanadahin'i Saoly, fa maty tagny Hebrona i Abnera, dra lasa nalemy gny tagnany, dra nikorota gny Israely aby. \v 2Dra gny zanadahin'i Saoly dra nana ro lahy ze kapitenin'ireo vandon'ireo maramila. Gny agnaranigny raiky dra Bana dra gny raiky hafa koa dra i Rekaba, zanadahin'i Rimona gny Berotita boak'amigny vahoak'i Benjamina (akory Berota avo koa dra nitakary ho isan'i Benjamina, \v 3dra reo Berotita nisoaky tagny Gitaima dra nitoby tagny hatramizao fotoa zao).