txy_2sa_text_udb/02/24.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 24Fa nezehin'i Joaba vo Abisay i Abnera. Gny fa niletiky gny masoandro, dra avy teo amigny havoan'i Ama, ze agnilan'i Gia eo amoronigny lala magnagny amigny efis'i Gibeona ereo. \v 25Nindray nivory tao afaran'i Abnera reo lelahin'i Benjamina dra nisanga teo ataponigny havoa.