txy_2sa_text_udb/01/06.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 6Namaly gny tovolahy ho: "Kisendrasendra gny naha-teo amigny tendrombihis'i Gilbona anahy, dra ingo Saoly nitehy tamigny lefony, dra reo kalesy vo reo pitikisy anazy dra teo apanamboran'anazy. \v 7Nihodikody i Saoly dra nahita anahy dra nitoka fatrasy anahy. Dra namaly zaho ho: 'Tihoky zaho.'