1 line
342 B
Plaintext
1 line
342 B
Plaintext
\v 18Dra tafaran'io dra nisy aly niaraky tamireo Filistina ndraiky tao Goba, gny fa nivonon'i Sibeka gny Hosatita i Safa, ze raiky tamigny taranak'ireo Refaita. \v 19Dra nisy aly ndraiky tamireo Filistina Goba, ze namonoan'i Elanana zanadahin'i Jare gny Betlehemita an'i Gliata gny Gatita, ze manahaky gny voli-tenonigny pagnenony gny lefony. |