1 line
719 B
Plaintext
1 line
719 B
Plaintext
\v 7Fa namindra fo tamin'i Mefiboseta zanadahin'i Jonatana zanadahin'i Saoly gny pazaka, nohonigny fianianan'i Yaveh teo amin'ereo, teo amin'i Davida vo i Jonatana, zanadahin'i Saoly. \v 8Kanefa nalanigny pazaka reo zanaky ro lahy an'i Rizpa zanakapelan'i Aia, zanakapelan'i Saoly__Armony vo Mefiboseta gny agnaran'ireo ro lahy; dra nalan'i Davida avo koa reo zaza dimy lahy an'i Mikala zanakapelan'i Saoly, ze avy amin'i Adriela zanadahin'i Barzilay gny Mehotita. \v 9Natolony teo agnatrehan'ireo Gibeonita ereo. Nahaton'ereo tagny atendrombohisy nanoloa an'i Yaveh ereo, dra nindray maty izy fito. Tamigny fotoa-pararano gny namonoan'anereo, nandrisy gny andro volohany tamigny fiatombohanigny fiziza gny vary hordea. |