txy_2sa_text_udb/21/04.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 4Namaly anereo Gibeonita ho: "Sy resaky volafosy na volamena eo aminay vo i Saoly na gny fianakaviany zay. Manahaky anizay koa gny sy hamonoanay olon'ao amini'Israely." Dra namaly i Davida ho: "Ino gny zakandrareo fa tokony hataoko hondrareo?"