txy_2sa_text_udb/19/13.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 13Dra zakao i Amasa ho: 'Moa ra hanao sy nofoko vo tolako? Hataon'Agnahary aminahy anie zay, dra mihoasy noho izay aza, raha sy kapiteninigny tafiko eo amigny toeran'i Joaba hanao manomboky amizao." \v 14Dra babony manahaky gny olo raiky ze fonigny lelahin'i Joda aby. Nagniraky tagny amigny pazaka ereo nanao anizahoky ho: "Nihery, hanao vo gny olonao aby." \v 15Dra nihery gny pazaka dra avy teo amigny Jordana. Dra gny vahoakin'i Joda avy teo Gilgala ba hisena gny pazaka dra avy eo hinday gny pazaka hisaky gny Jordana.