txy_2sa_text_udb/18/06.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 6Dra lasa nagnagny ambanivohisy nanohisy an'Israely gny tafiky; niparitaky tamigny alan'i Efraima gny aly. \v 7Resy tagny teo agnatrehan'ireo miaramilan'i Davida gny tafik'Israely; nisy famonoa olo ro aly tagny tamin'io andro io. \v 8Niparitaky eraky gny farisy raiky manotolo gny aly, dra maro kokoa gny olo ravanigny ala noho gny sabasy.