1 line
415 B
Plaintext
1 line
415 B
Plaintext
\v 5Dra hoy i Absaloma ho: "Tokavo avo koa i Hosea gny arkita zao, dra aoky isika hahare ze zakany." \v 6 GNy fa avy teo amin'i Absaloma i Hosay, dra nihazavan'i Absaloma taminazy ze nizakan'i Ahitofela dra nagnotany an'i Hosay izy ho: "Tokony hanao ze nizakan'i Ahitofela ra isika? Aha, zakao aminay ze torohevisao." \v 7 Dra nizaka tamin'i Absaloma i Hosay ho: "Sy soa gny torohevisy ze namen'i Ahitofela tamity." |