txy_2sa_text_udb/17/01.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 1Dra nizaka tamin'i Absaloma i Ahitofela ho: "Angao zaho hifily lelahy ro arivo vo ray aly, dra hisanga sy hagneziky an'i Davida zaho amy hariva zao. \v 2Ho avy eo aminazy zaho raha bo reraky vo malemy igny izy dra hanapoky anazyami-tahosy aminazy, dra gny pazaka avo gny ho tafihiko. \v 3Handesiko mihery aminao avokoa gny olon'aby, manahaky gny apela apekary avy eo amigny valiny, dra gny olon'aby dra hilamy eo ambany fehefanao." \v 4Ze nizakan'i Ahitofela dra nakasitrahan'i Absaloma vo reo loholon'Israely aby.