txy_2sa_text_udb/16/07.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 7Nitoka fagnozogna i Simey: "Mandehana agny, mandehana miboaky eto, hanao ze panao rasy, hanao ze olo pandasa-dio! \v 8Nivalin'i Yaveh tamireo aby gny lionigny fianakavian'i Saoly ze nalasandrareo, tamigny toera ze nazakandrareo. Namen'i Yaveh teo atagnan'i Absaloma zanakao gny fazaka. Avy amigny faharava hanao akory olonigny lio."