txy_2sa_text_udb/15/32.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 32Dra i Davida gny fa avy teo ataponigny lalana, ze fa fanopoa an'Agnahary, dra avy nihao taminazy i Hosay gny Arkita niaraky tamigny akazony rota vo botany teo amigny lohany. \v 33Hoy i Davida taminazy ho: "Raha mandeha miaraky aminahy hanao, dra ho bevokako. \v 34Fa raha mihery agny atana hanao dra mizaka amin'i Absaloma ho: 'Ho panoponao zaho, ry pazaka, manahaky gny nahapanoponigny ranao anahy tamigny andro taloha, dra ho panoponao avo koa amizao,' dra hapikorota gny torohevis'i Ahitofela honahy hanao.